Топ-100
Back

★ Angano - haisoratra malagasy ..



                                               

Atlasy

Atlasy dia titàna aminny angano grika. Araka ny angano grika, dia voaheloki Zeosy hibaby ny lanitra aminny sisiny andrefanizao tontolo izao aminny sorony mandrakizay izy. Niova ny tantara taty aoriana ary lazaina fa mibaby ny bolantany izy.

                                               

Vatravatra

Ny Vatravatra dia iray aminireo volana malagasy mitondra anarana avy aminny teny sanskrita. Ny Asotry no eo alohany ary ny Hatsiha no eo aoriany. Na dia mampiasa teny mitovy na mitovitovy aza ny isam-paritra dia mety samihafa ny fari-potoana ao aminny taona tondroina aminio teny io arakaraka ny faritra eto Madagasikara. Araka ani Jaovelo-Djao dia misy manao hevitenim-bahoaka ka mandika ny hoe Vatravatra aminny Adaoro merina, volanny orambaratra ny Vatravatra. Volana voalohany ny Vatravatra aminny Antesaka sy ny Antanosy, faha-12 aminny Bara, fafa-2 aminny Bezanozano, faha-11 aminny Sihanaka.

                                               

Agadà

Ny Agadà na Hagadà dia ireo fampianarana araka ny lovantsofina jiosy tsy momba ny lalàna ary ny literatiora mirakitra anireo fampianarana ireo. Ao aminizany literatiora izany dia ahitana fitantarana, angano, fedrà, toriteny, sombin-tantara, fananarana ara-pitodran-tena na torohevitra azo ampiharina aminny lafim-piainana andavanandro. Ao aminny Talmoda sy ao aminny fanangonan-dahatsoratra atao hoe Midrasa agada no tena ahitana ny agadà, ka ny tena fantatra indrindra dia ny Midrasa Raba. Ahitana agadà koa ny ao aminny soratra tsy nataonny raby toy ny literatiora apokaliptika sy jodeo-helenis ...

                                               

Pleiada (angano)

Ny Pleiada dia anarana iantsoana ireo zanaka vavy fitonny Titàna Atlasy sy ny Okeanisa Pleionê. Antsoina aminny teny grika hoe Πλειάδες / Pleiádes izy ireo. Avy aminny anaran-dreninizy ireo no nahazoana io anarana iombonany io. Izao avy ny anaranireo Pleiada tsirairay araka ny fizokiany: Maia grika: Μαῖα / Maĩa. Kelaino grika: Κελαινό / Kelainó. Elektra grika: Ἠλέκτρα / Êléktra. Alkionê grika: Ἁλκυόνη / Αlkuónē. Asteropê na Steropê grika: Στερόπη / Sterόpê na Ἀστερόπη / Asterόpê. Meropê grika: Μερόπη / Μerόpê. Taigetê grika: Ταϋγέτη / Taügétê. Aminny sehatry ny haikintana dia antokon-kinta ...

                                               

2020 Ukko

Ny Ούκκο dia asteroid ny Tena Fehin-kibo Asteroids aminny fahazavana 11.33. Izany dia hita taminny 1936 ny zavatra astronoma Y. Väisälä, izay nahita avy any Turku any Finland, ary naka ny anarany avy ny eponymous antampony ny maha-andriamanitra ny zavatra angano.

                                               

Fanahy

Ny fanahy, araka ny karazam-pinoana sy fivavahana maro, dia zavatra manan-tsitrapo nefa tsy azo tsapain-tanana, izay mety ho hitanny maso indraindray, ka heverina fa manana hery tsy araka ny mahazatra, sady mety hampianjady ny hery sy ny fahefany aminny tontolo tsapa. Fanahy, ohatra, ny fanahinny olona maty, ny demony, ny andriamanitra, ny matoatoa, ny anjely, sns. Maro ireo taranja sy sehatra andinihana sy iresahana ny fanahy, ka isanizany ny fivavahana, ny teôlôjia, ny finoana, ny angano, ny fomban-drazana, ny fanaovana mazia.

Angano
                                     

★ Angano

Ny angano dia fitantarana zavatra tsy nisy nefa namboarina ho toy ny nisy ary natao hanatsoahana fananarana, na fitantarana zava-nitranga tokoa. Karazana lahabolana tsotra, lava ary miendrika tantara foronina noho ireo dingana hita ao anatiny sy ny mpandray anjara ary ny olana sy ny vahaolana hita taratra ao aminny tantara ny angano.

                                     

1. Ny angano malagasy

Manana hevitra manokana ny teny malagasy hoe angano, tsy azo ampitovina fotsiny aminny teny frantsay hoe conte na mythe satria ireo tsy mitovy dika aminy. Ny "conte" dia entina manazava ny fiainanolombelona avy aminny fanoharana azy aminny samy olombelona na aminny zavaboaary hafa. Matetika aminizany dia misy lohateny vahavahana mandritra ny angano iray manontolo. Ohatra: "Ny tanalahy sy ny lambo". Ny fedrà "mythe" dia karazana angano fiandohana na anganom-piforonana. Ohatra: "Ifara sy Trimobe".

                                     

1.1. Ny angano malagasy Ny angano teo aminny Ntaolo

Ny Ntaolo dia nanabe ireo taranany taminny alalanny fitantarana angano aminny hariva. Isaky ny maheno angano ny ankizy dia manatsoaka lesona, mahalala zava-baovao momba ny fiainana.

                                     

1.2. Ny angano malagasy Ny angano ankehitriny

Ankehitriny dia mila tsy hananana ny anjara toerana notanany taloha ny angano noho ny fisianny fitaovana vokatry ny teknolojia vaovao toy ny sary miaina sy ny kilalao elektrônka. Tantaraina am-bava ny angano taminny andro taloha fa ankehitriny dia maro ny voasoratra am-boky. Ankehitriny dia tsy mahavatra mitantara angano aminny zanany na ny zafikeliny na ny mpianany ny ray aman-dreny sy ny raibe na renibe ary ny mpampianatra.

                                     

1.3. Ny angano malagasy Tanjonny fitantarana angano

Fitaovana ahafahana manabe sy manefy ny maha olona ny olona ny angano. Mahatonga ny ankizy haharesy ny tahotra ao aminy sady ahazoanhy fanazavana tsotra momba ny fianana ny angano. Ahafahanny ankizy mizatra ireo lohahevitra lehibe toy ny fiainana sy ny fahafatesana, ny fomba amam-panao, ny fahasahiana sy ny hakanosana, ny fahantrana sy ny fananan-karena, ny tsara sy ny ratsy. Ny angano dia mitondra fahalalana momba ny teny sy ny fiteny satria heno ao daholo ireo voanteny tsy faheno andavanandro. Fitaovam-pampianarana ny angano noho izy afaka mampahatsiahy ny zava-nitranga taminny fotoana lasa. Mandefa ny fisainana any aminny lasa ny angano.

                                     
  • ny Andro Taloha. Ny mpanoratra malagasy sasany dia mampiasa ny teny hoe angano Amin ny ankapobeny dia fitantarana ahitana tandindona manazava ny niavian izao
  • Atlasy dia titàna amin ny angano grika. Araka ny angano grika, dia voahelok i Zeosy hibaby ny lanitra amin ny sisiny andrefan izao tontolo izao amin ny
  • no namorona sy nilalao ny feon - kira nandravaka ilay horonantsary hoe Angano angano Contes et légendes de Madagascar izay notontosain i Cesar Paes.
  • Carthay Circle Theater. Ity sarimihetsika ity dia nalaina avy amin ilay angano mitovy lohateny aminy, nosoratan - dry Grimm mirahalahy Brüder Grimm tamin ny
  • studio Disney, nivoaka tamin ny taona 7 febroary 1940, nalaina avy tamin ny angano Avventure di Pinocchio, storia di un burattino nosoratain i Carlo Collodi
  • malagasy dia haoren - tsaina miampita amin ny alàlan ny lovantsofina toy ny angano ny ohabolana. Eto amin ity rakipahalalàna ity, dia napetraka ao anaty fizarana
  • transes à Madagascar: angano joro et tromba Sakalava, 1996 Robert Jaovelo - Dzao, Mythes, rites et transes à Madagascar: angano joro et tromba Sakalava
  • onjam - peo Radio Don Bosco RDB Radio Televiziona Analamanga RTA Mpanoratra angano tononkalo, tantara an - tsehatra sy sarimihetsika ihany koa Revy sa ditra
  • fampianarana ireo. Ao amin izany literatiora izany dia ahitana fitantarana, angano fedrà, toriteny, sombin - tantara, fananarana ara - pitodran - tena na torohevitra


                                     
  • Ny Pleiada dia anarana iantsoana ireo zanaka vavy fiton ny Titàna Atlasy sy ny Okeanisa Pleionê Ὠκεανίς Ôkeanís Πληιόνη Plêiónê Antsoina amin ny
  • ny anarany avy ny eponymous antampony ny maha - andriamanitra ny zavatra angano Ny eo ho eo ny savaivony ny Ukko tombanana ho 21, 52 km. O nanome karazana
  • iresahana ny fanahy, ka isan izany ny fivavahana, ny teôlôjia, ny finoana, ny angano ny fomban - drazana, ny fanaovana mazia. Ny fanahin ny vatana dia fanahy
  • Hamàna zanak i Hamedata taranak i Agaga mpanjakan ny Amalekita. Araka ny angano arabo talohan ny niforonan ny fivavahana silamo dia isan ireo firenena arabo
  • p. thèse Robert Jaovelo - Dzao, Mythes, rites et transes à Madagascar : Angano Joro et Tromba, Sakalava, Ed. Ambozontany, Antanarivo  Karthala, Paris
  • fitovizan - kevitra no mamorona ny atao hoe Halakà hebreo: ה ל כ ה Halakha ary ny angano sy fitantarana madinika ampiasaina ho enti - manome ohatra momba ny lalàna
  • manokana ny tsangan asany betsaka ho an ny ankizy anisan izany ny fitantarana angano famoronana kilalao ho an ny ankizy Nahafantaran ny Olona azy ny tononkira
  • ny anaran ireo mpirahavavy fito ary ny ray aman - dreniny. Ny hazavan izy ireo dia eo anelanelan ny 2, 86 sy 5, 44 izany hoe hita maso. Pleiada angano
  • Aleksandria tamin ny taonjato faha - 3 tal. J.K. Araka ny tantara miendrika angano notaterin ny Tararasin i Arstea izay nitombo miandalana hatramin izay. Ny


                                     
  • tamin ny taona 1913. Matetika ny hainteny dia ahitana ohabolana sy kabary mandravaka azy. Mety hahenoana angano na tantara na ankamantatra koa ny hanteny.
  • Bokin i Daniela io. Iray amin ny anaran ilay Jiosy mpirenireny amin ny angano tamin ny Andro Antenantenany koa ny hoe Ahasoerosy. Artakserksesy na Artakserksesa
  • amin ny tantara ny angano Ny Ntaolo dia nanabe ireo taranany tamin ny alalan ny fitantarana angano amin ny hariva. Isaky ny maheno angano ny ankizy dia manatsoaka
  • agada אגדה izay miseho amin ny endrika sy fomba fandafaran - teny maro isan - karazany: fanoharana, fitantarana, angano sns. Jodaisma Raby Talmoda Misnà
  • an ny Seleokida ny Makabeo. Ny asa vitan izy ireo sy ny tantara miendrika angano manodidina azy ireo dia taterin ireo asasoratra atao hoe Bokin ny Makabeo
  • nosoratany dia tsy marina fa apôkrifa ka manambara ny fivoarana goavan ny angano momba azy. Ny neôpitagôrisma anefa dia ahitana famelabelarana ny fanan ny
  • manam - pahaizana momba ny Lalàna tokony hosakanana koa ny fianteherana amin ny angano na fedrà sy amin ny tetiarana namboamboarina ary amin ny fadifady ara - tsakafo
  • ny teniny nampisy izao rehetra izao tany am - boalohany. Tantara miendrika angano fedrà ao amin ny bokim - pivavahan ny Jodaisma sy ny Kristianisma izany
  • Ny Safodrano dia loza nitranga, araka ny fedra sy angano nahasafotry ny rano ny Tany manontolo ka nahafaty saika ny zava - mananaina rehetra. Tantaraina
  • I zanany. Nohajaina sahala amin ny andriamanitra i Ardasira I fahavelony, ka taty aoriana dia nanjary olo - malaza teo amin ny angano sy fedrà persàna.
                                     
  • koa io soratra io. Ahitana tantara izay mety ho loharano nahazoana ilay angano atao hoe Ny Fanahin ny tavoahangy ka ny fantara indrindra dia ny tantaran i
  • Akemenida dia atao hoe Hakhāmanišiya amin ny teny persiana taloha. Araka ny angano akemenida dia i Hakhāmaniš izay antsoin ny teny grika hoe Ἀχαιμένης Akhaimenês
Snow White and the Seven Dwarfs (horonantsary, 1937)
                                               

Snow White and the Seven Dwarfs (horonantsary, 1937)

Snow White and the Seven Dwarfs dia klasika Disney voalohany indrindra, niseho voalohany taminny 21 desambra 1937 tao aminny Carthay Circle Theater. Ity sarimihetsika ity dia nalaina avy aminilay angano mitovy lohateny aminy, nosoratan-dry Grimm mirahalahy taminny 1812. Anisanny nanome aina ny tantara ry Adriana Caselotti, Lucille La Verne, Pinto Colvig, Roy Atwell, ary i Otis Harlan.

                                               

Pinocchio (horonantsary, 1940)

Pinocchio dia sarimihetsika faharoa nataonny studio Disney, nivoaka taminny taona 7 febroary 1940, nalaina avy taminny angano Avventure di Pinocchio, storia di un burattino nosorataini Carlo Collodi taminny taona 1881. Mandray anjara aminio sarimihetsika io ireo mpilalao malaza toa ani Cliff Edwards, Dickie Jones, Christian Rub, Mel Blanc, Walter Catlett, Charles Judels, Evelyn Venable, ary i Frankie Darro.

Users also searched:

angano, haisoratra malagasy. angano,

...

Encyclopedic dictionary

Translation
Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →