Топ-100
Back

★ Kolontsaina malagasy - fanatanjahantena malagasy ..



                                               

Ratovantany

Ratovantany, izay atao hoe koa Andriantompo, dia andriamanitra inoana, araka ny fedrà malagasy, fa nanamboatra ny tenany izay miray aminny Tany. Hita ao aminny fedrà malagasy momba ny famoronana izy. Araka io fedrà io dia nanao fanekena taminny andriamanitry ny lanitra mba hamorona ny olombelona izy. Nanamboatra ny olombelona avy taminny tany izy ireo ka alain-dRatovontany ny vatana rehefa maty ny olona dia potepotehiny, fa ny fanahinny maty kosa, izay ani Zanahary dia mankany an-danitra na any aminny Masoandro. Tsy mitovy amini Zanahary ny andriamanitra Ratovontany izay tsy andriamanitra ...

                                               

Hiragasy

Ny hiragasy na hira gasy dia fampisehoana atrehinny vahoaka izay mitovitovy aminny tantara tsangana atao an-kira. Ny hiragasy dia fitambaranny feon-javamaneno sy hira ary dihy mampiavaka ny kolontsainny faritra afovoan-tany eto Madagasikara, indrindra ny Merina. Atao ankalamanjana na anaty efitrano ny fampisehoana. Matetika dia mitafy malabary miloko mena marevaka sy mipataloha ny lehilahy mpanao hiragasy, fa ny vehivavy kosa mitafy lamba sy akanjom-behivavy miloko mavokely na maitso.

                                               

Fihavanana

Ny fihavanana dia endriky ny fifandraisana eo aminny fiarahamonina araka ny kolontsaina malagasy izay mivoy ny fifanampiana sy ny fifandeferana ary ny firaisan-kina anjakanny filaminana. Aminny heviny mifintina dia manondro ny fifandraisanny olona iray fianakaviana ny fihavanana.

                                               

Fiangonana Malagasy Tranozozoro Antranobiriky

Ny Fiangonana Malagasy Tranozozoro Antranobiriky, izay hafohezina aminny hoe FMTA, dia fiangonana protestanta nipoitra avy aminny London Missionary Society taminny taona 1894. Ny Pastora Rajaonary no nitantana ny Fiangonana voalohany nanomboka ny taona 1894 tao aminny trano fiangonana Antsampanimahazo izay atao hoe Tranovato Ambatonakanga ankehitriny. Ny tsy fifanarahany taminireo misionera anglisy izay nihevitra ny pastora malagasy ho mpanampy ihany no nahatonga azy hanorina trano fiangonana tsy miankina izay nataony hoe Fiangonana Malagasy Zanaky ny Baiboly taminny 01 Avrily 1894. Nanang ...

                                               

Septoajinta

Ny Septoaginta na Septanta na Septoajinta izay hafohezina amin ny tarehimarika romana hoe LXX, dia dikan-tenin ny Baiboly jiosy amin ny fiteny grika koine. Niitatra ny zavatra tondroin ny teny hoe Septoaginta ka nahafaoka ny dikan-tenin ny Tanakh manontolo fa tsy ny Torah ihany. Ny Jodaisma anefa tsy nandray ny Septoaginta fa nitoky tamin ny Baiboly amin ny teny hebreo ihany, sy amin ny dikan-teny grika na arameana manakaiky kokoa ilay amin ny teny hebreo. Araka ny lovantsofina taterin ny Taratasin’i Aristea tamin ny taonjato faha-2 tal. J.K., ny fandikan-teny ny Torah ho amin ny teny grik ...

                                               

Antokon-kintana

Ny antokon - kintana dia vondron-kintana hita ho toa mifanakaiky sady ampifandraisinny eritreritra araka ny kolontsaina sy ny sivilizasiona aminny alalanny tsipika tsy hita maso ka manome endrika voafaritra. Hatraminizay nisianny tantara dia nampiasainny olombelona aminny fandrefesana eny aminny lanitra sy ety an-tany ny antokon-kintana sady niforonanny fedrà maro. Aminizao fotoana izao dia nozarainny Fiombonana Iraisam-pirenena momba ny Haikintana frantsay: Union astronomique internationale - UAI ho antokon-kintana 88 ny kintana eny aminny lanitra. Ireo rehetra ireo dia nozaraina aminny i ...

Kolontsaina malagasy
                                     

★ Kolontsaina malagasy

Ny kolontsaina malagasy dia kolontsainny vahoaka malagasy izay isan-karazany sady ahitana taratra ny andiam-pifindrà-monina nifanesy avy any ivelany nankaty Madagasikara, indrindra ny avy any Azia Atsimo-Atsinanana sy Afrika Atsinanana. Izany kolontsaina izany koa dia ahitana singa avy any Azia Andrefana sy avy any Eorôpa.

                                     

1. Soatoavina

Fihavanana

Ny fihavanana dia endriky ny fifandraisana eo aminny fiarahamonina malagasy izay mivoy ny fifanampiana sy ny fifandeferana ary ny firaisan-kina anjakanny filaminana. Aminny heviny mifintina dia manondro ny fifandraisanny olona iray fianakaviana ny fihavanana.

Fatidra

Ny fatidra dia fifanekena ataonny olona roa tsy misy rohim-pihavanana, nefa te hanova ny fifandraisany maha mpinamana tsotra na maha mifankahalala tsotra azy ho fifandraisana hamafisina aminny alalanny fandatsahana sy fisotroany ny ranizy roa tonta, ka lasa fifandraisanny iray tampo izany fifandraisanny mpifatidra izany.

Ziva

Ny ziva dia fihavanana nataonny razambe taloha. Saika mazana dia mpiziva avokoa no niavianny fihavananny Malagasy manontolo. Ny ompa ifanaovanny mpiziva dia sangy anehoanny ny fifankatiavany. Ny foko mpiziva dia tsy maintsy mifanampy.

                                     

2. Fomba amam-panao

Sambatra

Ny sambatra dia famoran-jaza faobe atao any aminny faritra sasan-tsasany ao Madagasikara, indrindra any aminny foko antambahoaka, mba ahafahanny zazalahy hiditra ho isanny lehilahy eo aminny fiarahamonina misy azy. Isaky ny fito taona mandritra ny efatra herinandro no anatanterahana izany.

Joro

Ny joro dia sorona sy vavaka atao hangataham-pitahiana aminny zanahary sy aminny razana mba hahazoana orana sy hahatonga ny fambolena ary fiompiana hahavokatra be, ny tsy hampisy mpisompatra sy mangalatra ny biby fiompy, indrindra ny omby. Angatahina mandritra ny joro koa ny fahasalamana sy ny fitomboanny zaza ary ny fahela-velonny olon-dehobe. Misy ny fafaovana sorona omby atao fanatitra. Fotoam-pifaliana mety maharitra hatraminny telo andro izany ho anny mpiara-monina.

Famadihana

Isanny fomban-drazana iray mampiavaka ny Malagasy ny famadihana. Ny famadihana dia fety atokanny Malagasy hahatsiarovana ireo efa maty, anehoana ny fifandraisana mbola misy eo aminny velona sy ny maty, izany hoe anehoana ny fanajàna sy fanomezana hasina ny razana. Atao aminizany ihany koa ny fangataham-pitahiana aminny razana. Fotoana ahazoanny fianakaviana mifankahita koa izy io.

Dina

Ny dina dia fanambaràna ampahibemaso ombam-pianianana fa tsy hivadika aminny teny nomena. Dina koa no iantsoana ny fitsipi-pifehezana ny fiarahamonina nekenny besinimaro.

Velirano

Ny velirano dia fianinana atao ampahibemaso mba tsy hampisy ny hitsoaka aminny zavatra nifanarahana, aminny baiko nekena fa hotanterahina. Taminny vanimpotoana faha mpanjaka dia maha tapa-doha ny fivadiham-belirano.

                                     

3. Fiteny eto Madagasikara

Maro ny fiteny teneninny mponini Madagasikara, izay tsy Malagasy daholo fa misy vahiny koa. Ny fiteny malagasy no be mpahalala indrindra, manaraka izany ny fiteny frantsay sy ny fiteny anglisy. Misy mpiteny kômôriana, mpiteny gojaraty, mpiteny hindoa, mpiteny arabo ary mpiteny sinoa koa eto Madagasikara.

                                     

3.1. Fiteny eto Madagasikara Ny fiteny malagasy

Ny fiteny malagasy dia ao aminny sampam-piteny aostrônezianina. Araka ny antontanisanny Akademia malagasy dia ny 83.61% dia tsy miteny afa-tsy ny teny malagasy. Miseho aminny endrika fitenim-paritra maro ny fiteny malagasy, dia ny fiteny bara, ny fiteny betsimisaraka atsimo, ny fiteny betsimisaraka avaratra, ny fiteny masikoro, ny fiteny merina, ny fiteny sakalava, ny fiteny tandroy-mahafaly, ny fiteny tanosy, ny fiteny antankarana, ny fiteny tsimihety, sns.

                                     

3.2. Fiteny eto Madagasikara Ny fiteny frantsay

Ny fiteny frantsay dia fiteny ofisialy faharoa izay teneninny 20%nny Malagasy miisa 4 983 000. Araka ny antontanisanny Akademia malagasy dia ny 0.57%nny Malagasy no miteny frantsay fotsiny, ny 15.87% miteny frantsay tsindraindray, ary ny 83.61% dia tsy miteny afa-tsy ny teny malagasy. Mpikambana ao aminny vondron-tany miteny frantsay Organisation Internationale de la Francophonie i Madagasikara. Tsy mitovy aminny zava-misy ao Afrika atsimoni Sahara ny eto Madagasikara, satria ny fiteny frantsay eto Madagasikara dia tsy nanjary teny ifaneraseranny samy Malagasy fa nijanona ho fitaovana enti-mifandray sy mifanakalo aminny any ivelany ampiasainny vitsy anisa. Tsy mila miteny frantsay ny samy Malagasy raha hifampiresaka na dia lazaina fa mbola misy ny tsy mifankahazo aminny fampiasana ny fitenim-paritra, ka isanny antony tsy mampisy ezaka hifehezana ny teny frantsay izany.

                                     

3.3. Fiteny eto Madagasikara Ny fiteny anglisy

Ny fiteny anglisy dia fiteny ofisialy taminny taona 2007 sy 2010. Vitsy dia vitsy ny toeram-pampianarana teny anglisy ary ny ankamaroanny sekoly indrindra ny sekolim-panjakana dia tsy manana mpampianatra teny anglisy. Ianaranny Malagasy vitsy ny teny anglisy mba hifandraisany aminny vahiny any ivelany na ny mpizaha tany, na koa mba hahazoany mamaky tahirin-kevitra voasoratra aminio fiteny io. Olona latsaky ny 5 000 no miteny anglisy eto Madagasikara.

                                     

3.4. Fiteny eto Madagasikara Ny fiteny arabo

Fitenim-pivavahana ny fiteny arabo eto Madagasikara ka ny mpino silamo no mampiasa izany fiteny izany. Ny fikarohana nataonny Pew Research Center taminny taona 2010 dia manambara fa ny 1.1%nny mponina eto Madagasikara dia Silamo. Ny The World Factbook - Madagascar kosa dia nanambara fa 7% izany. Tsy ny mpino silamo rehetra anefa no mahafehy ny fiteny arabo.

                                     

4.1. Finoana sy fivavahana Ny fivavahan-drazana malagasy

Ny fivavahan-drazana malagasy dia ny fivavahana sy ny finoana narahinny Ntaolo malagasy, izay mifototra indrindra aminny fivavahana aminny Zanahary sy ny fanahinireo razana efa maty. Mihoatra ny 52%nny mponina no manaraka ny fivavahan-drazana izay fivavahana manantitra ny fifandraisanny velona sy ny maty Razana. Tsy misaraka aminny tontolonny velona ny tontolonny Razana izay ivavahana ka izany no ahitana Malagasy manao fomba isan-karazany aminny fanamboaram-pasana sy aminny fanatanterahana ny famadihana amonosan-damba indray ny maty sy andevenana azy indray aorianizay.

Ireto avy ny zavatra inoanny Malagasy mandala ny fivavahan-razana ho manana ny hasiny: ny sampy, ny ody, ny hazomanga, ny vatolahy, ny karazan-kazo sasany, ny karazam-biby sasany toy ny omby. Ireto ny zavatra tsy hita maso nefa inoany fisiana: ny Zanahary, ny fanahinny razana, ny kalanoro, ny tromba, ny avelo, ny matoatoa. Mba ho fanajana anireo fanahy ireo dia manatanteraka fanatitra sy sorona, ny Ntaolo malagasy. Ho fanajana ireo havany efa maty dia manao famadihan-drazana na manao asa lolo ny Malagasy.

Ny misahana ny fandraharahana ny fifandraisana aminireo fanahy tsy hita maso ireo dia ny mpisorona, ny mpitan-kazomanga ary ny ombiasa. Inoanny Ntaolo malagasy ho manana hery miafina manimba ny mpamosavy. Manatona mpanandro koa ny Malagasy, izay mino ny fisianny atao hoe vintana, raha hanao zavatra mba hahaizany ny fotoana mety anatanterahany ny zavatra kasainy hatao sy ny fombafomba tokony hatao, ka mety misy ny ala faditra. Manatona mpisikidy koa ny Ntaolo malagasy raha te hahafantatra ny marina ny aminny zava-mitranga eo aminny fiainany.



                                     

4.2. Finoana sy fivavahana Ny fivavahana abrahamika

Telo na mihoatra ny isanny fivavahana abrahamika eto Madagasikara, dia ny kristianisma, ny finoana silamo ary ny bahaisma.

                                     

4.3. Finoana sy fivavahana Ny kristianisma

Ny 41%nny Malagasy dia Kristiana, araka ny tatitry ny US Departement of State taminny taona 2011 na 85% araka ny tatitry ny Pew Research Center taminny 2010. Hita avokoa ireo sampanny fivavahana kristiana toy ny Fiangonana nohavaozina sy ny Fiangonana loterana sy ny Fiangonana katolika sy ny Fiangonana adventista sy ireo Fiangonana evanjelika tsy mitsaha-mihamaro. Miezaka ny hampitombo isa ny fiangonany ny Ortodoksa sy ny Anglikana sy ny hafa koa. Taminny taona 1963 hatraminny 2004 dia niisa 72 ny "fikambanana ara-pinoana" voasoratra ao aminny lisitra ofisialy tananny fanjakana malagasy. Manodidina ny 200 any ho any ny isanny karazam-piangonana eto Madagasikara ka ny ankamaroanireo dia fiangonana vao niorina taty afara, dia ireo fiangonana evanjelika na ara-pilazantsara sy pentekotista.

                                     

4.4. Finoana sy fivavahana Ny finoana bahay

Ny bahaisma dia niorina teto Madagasikara taminny tenantenanny taonjato faha-20 ka fahatanterahanny fikasan i `Abdul-Bahá, mpitarika ny Bahay maneran-tany, izany, izay naniraka ireo mpanaraka ny finoana bahay handeha aty Madagasikara. Tonga teto Madagasikara taminny taona 1953 ny mpisava lalana voalohany ka nisy ny Malagasy sasany niova ho aminizany finoana izany. Taminny taona 1973 no nanaovana filazana ofisialy ny fisianny fikambanana bahay eto Madagasikara. Milaza ny Association of Religion Data Archives taminny taona 2005 fa 17 900 no isanny mpino bahay eto Madagasikara.

                                     

5.1. Zavakanto Hainteny

Ny hainteny na hain-teny dia sokajin-dahabolana malagasy izay hita indrindra ao aminny Merina, izay miendrika tononkalo fohy iresahana zava-madinika aloha, avy eo mankany aminny tena lohahevitra, ka aminny alalanny fampifandraisana aminny fomba kanto ny voanteny araka ny endriny na ny heviny no ahatongavana aminizany. Ny lohahevitra dia matetika momba ny fitiavana.

Angano

Ny angano dia fitantarana zavatra tsy nisy nefa namboarina ho toy ny nisy ary natao hanatsoahana fananarana, na fitantarana zava-nitranga tokoa. Karazana lahabolana tsotra, lava ary miendrika tantara foronina noho ireo dingana hita ao anatiny sy ny mpandray anjara ary ny olana sy ny vahaolana hita taratra ao aminny tantara ny angano. Ny Ntaolo dia nanabe ireo taranany taminny alalanny fitantarana angano aminny hariva. Isaky ny maheno angano ny ankizy dia manatsoaka lesona, mahalala zava-baovao momba ny fiainana.

Ohabolana

Ny ohabolana dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika. Fitambaranny teny hoe ohatra sy volana ny teny hoe ohabolana, ka midika fa teny no nahazoana io teny io. Azo ampiasaina aminny fiainana andavanandro ny ohabolana, fa tena fanaingoana kabary indrindra koa. Teo aminny Ntaolo malagasy dia haoren-tsaina miampita aminny alàlanny lovantsofina toy ny angano ny ohabolana. Eto aminity rakipahalalàna ity, dia napetraka ao anaty fizarana iray aminny pejy iray ny ohabolana fantatra mahakasika iny pejy iny.

Kabary

Ny kabary dia lahateny atao aminny feo avo ka entina hampitana hafatra ary matetika ravahina aminny hainteny sy ohabolana sady atrehinolona maro. Samy nanana ny fomba nitrandrahany ny kabary ny rehetra ka izay no mahatonga ny famaritana somary maro aminizao fotoana izao ny atao hoe kabary, fa saingy io no fototra ka miainga avy aminio avokoa ny famaritana rehetra misy ankehitriny.

Sokela

Ny sokela dia hainteny avy ao aminny foko Betsileo ao Madagasikara.



                                     

5.2. Zavakanto Haisoratra

Tononkalo

Ny tononkalo dia lahabolana na lahatsoratra natao andalana mifanarakaraka na mifanaingintaingina misy ngadona sy firindrana ary fitsipika mifehy ny fiafaranny andalana tsirairay mbaminny fomba hahakanto azy sady miompana aminny lohahevitra iray no natao hiantefa aminny saina sy ny fihetseham-po.

Tantara an-tsoratra
                                     

5.3. Zavakanto Seho an-tsehatra

Tantara an-tsehatra

Ny tantara an-tsehatra na teatira na tantara tsangana dia tantara noforonina holalaovina an-tsehatra sy hojerenny olona. Niroborobo teto Madagasikara izy io teo aloha nefa very ny lazany ankehitriny.

Hatsikana

Ny hatsikana dia karazana tanara fohy tena fohy matetika atao an-tsehatra hampihomehy ny mpijery.

Mazia
                                     

5.4. Zavakanto Gadonkira malagasy

Salegy

Ny salegy dia mozika sy dihy avy ao Madagasikara izay nipoitra avy aminny faritra avaratra sy avaratra andrefani Madagsikara.

Baoejy

Ny baoejy na bahoejy dia karazana mozika avy ao Madagasikara. Any avaratri Madagasikara, indrindra ny faritra Sofia no tena mampalaza ny baoejy ary efa miparitaka eranny nosy. Ny zavamaneno miaraka aminy dia ny angorodao sy ny kabosy ary ny hazolahy. Efa misy koa ny mpanakanto no mitendry baoejy aminny gitara.

Kilalaky

Ny kilalaky dia mozika avy any aminny faritra atsimo andrefan i Madagasikara.

Tsapiky

Ny tsapiky dia mozika malagasy avy any aminny faritra atsimo andrefani Madagasikara.

Zafindraony

Ny zafindraony dia karazan-kira malaza any aminny faritry ny Betsileo zay voktry ny fiezahanny Malagasy hampifangaro ny fomba fihira vazaha sy ny anny malagasy, taminny nidiranny fivahana kristiana teto Madagasikara, ka ahenoana olona maro mihira sy mizara feo. Matetika ny hira fifohazana ao aminireo fiangonana prôtestanta izy tsy noforoninny Vazaha dia hira zafindraony.

Hira gasy

Ny hiragasy na hira gasy dia fampisehoana atrehinny vahoaka izay mitovitovy aminny tantara tsangana na teatra atao an-kira. Ny hiragasy dia fitambaranny feon-javamaneno sy hira ary dihy mampiavaka ny kolontsainny faritra afovoan-tany eto Madagasikara, indrindra ny Merina. Atao ankalamanjana na anaty efitrano ny fampisehoana. Matetika dia mitafy malabary miloko mena marevaka sy mipataloha ny lehilahy mpanao hiragasy, fa ny vehivavy kosa mitafy lamba sy akanjom-behivavy miloko mavokely na maitso.

Basesa Beko Malesa Kaoitry Batrelaka Vakisaova Banaiky Mangaliba


                                     

5.5. Zavakanto Zavamaneno malagasy

Ambio

Ny ambio zavamaneno malagasy vita aminny hazo mafy roa izay mikarantsana rahefa ampifampikapohina.

Amponga Atranatrana Belamaky Jejy voatavo Kabosy

Ny kabosy dia zavamaneno malagasy. Mitovy endrika aminny gitara ny kabosy saingy kely.

Katsa na Faray, Kililioka Langoraony

Lokanga

Ny lokanga dia zavamaneno fahita ao Madagasikara. Ny foko Bara no niavian ny lokanga. Mitovitovy amin ny lokangam-bazaha ny lokanga saingy telo ny isan ny tadiny.

Marovany

Ny marovany dia zavamaneno malagasy mitovy amin ny valiha nefa lehibe sady misy tadiny maro noho ny valiha.

Sodina

Ny sodina dia zavamaneno tsofina amin ny vava, toy ny fantsona mahitsy, misy lavaka milahatra manaraka ny halavany izay tampenana manontolo amin ny rantsan-tanana afa-tsy ny iray izay avela hivoha mba hivoahan ny haavompeo tiana ho heno. Amin ny teny indôneziana dia atao hoe suling ny sodina.

Sosoly

Taralila

Ny taralila dia karazana angorodao fahita any amin ny faritry ny Betsimisaraka, ao Madagasikara.

Tsikadraha Valiha

Ny valiha dia zava-maneno malagasy vita amin ny volontsangana, miendrika varingarina sady misy tadiny maro manaraka ny andavany.

                                     

6. Fitafy sy firavaka

Lamba

Fitafy nentindrazana fahita aminny faritra maro ao Madagasikara ny lamba. Misy karazany maro araky ny akora nanamboarana azy sy ny didiny.

Lambahoany Malabary Masonjoany
                                     

7. Jereo koa

  • Fivavahana eto Madagasikara.
  • Politika ao Madagasikara.
  • Governemanta malagasy.
  • Faritra eto Madagasikara.
  • Jeôgrafian i Madagasikara.
  • Faritany eto Madagasikara.
  • Foko eto Madagasikara.
  • Tantarani Madagasikara.
  • Fiteny eto Madgasikara.
  • Tananani Madagasikara.
                                     

8. Rohy ivelany

  • Pejy natokana ho anny Mozika Malagasy.
  • Fitafy malagasy ao aminny Tranonkalanny Ministeranny Kolontsaina.
  • Fikarohana momba ny fitafy malagasy nataonny mpianatry ny Alliance Française.
  • Kilalao malagasy ao aminny Kilonga.com.
                                     
  • siansa ara - tsosialy. Kolontsaina malagasy Kolontsaina ao Gabôna Kolontsaina ao amin ny Repoblika Demôkratikan i Kôngô Kolontsaina ao amin ny Repoblikan
  • Ny Malagasy amin ny ankapobeny, dia ireo olona rehetra miaina ao Madagasikara. Ny olona tety ivelany no nanome io anarana hoe Malagasy io sy Madagasikara
  • Ny fady na faly, eo amin ny kolontsaina malagasy dia ireo zavatra raràna tsy azo tanterahina araka ny fepetra napetraky ny fomba amam - panao. Mety hisy
  • Tantaran i Madagasikara Tananan i Madagasikara Politika ao Madagasikara Kolontsaina malagasy Fivavahana eto Madagasikara Fiteny eto Madgasikara Faritany eto Madagasikara
  • veleran - tany midadasika ahitana toetany isan - karazany. Ireo mpandala ny kolontsaina malagasy dia samy miezaka manamarina ara - pivavahana sy ara - pôlitika ary ara - toekarena
  • ny zavatra sasany momba ny Malagasy sy ny Jiosy: ny voambolana malagasy sy ny voambolana hebreo, ny kolontsaina malagasy sy ny an ny Jiosy, ny lovantsofina
  • Ny valiha dia zava - maneno malagasy vita amin ny volontsangana, miendrika varingarina sady misy tadiny maro manaraka ny andavany. Kolontsaina malagasy
  • mampanome endrika malagasy ny zavatra iray: teny, anarana na kolontsaina Ny fanagasiana koa dia pôlitika nentin ny governemanta malagasy taorian ny rotaky
  • fidiran ny kolontsaina arabo sy ny kolontsaina tandrefana dia nisy nanao ny Alakamisy ho andro voalohany amin ny herinandro. Ny teny malagasy hoe Alakamisy
  • anaram - bolana sy ny anaram - bintana malagasy dia tsy nampiasaina ireo anarana ireo rehefa nahazo vahana ny kolontsaina tandrefana sy ny fivavahana kristiana
                                     
  • Fivavahana eto Madagasikara Kolontsaina malagasy Fivavahana amin ny razana Avelo in Rajemisa - Raolison, Rakibolana malagasy 1985. Lahatra in Regis
  • Madagasikara Tananan i Madagasikara Governemanta malagasy Politika ao Madagasikara Kolontsaina malagasy Fivavahana eto Madagasikara Fiteny eto Madgasikara
  • sary sikotra sy mpanao hosodoko malagasy teraka tamin ny 30 Jolay 1950 tao Betroka. Rajaona Edouard ao amin ny Tranonkalan ny Ministeran ny Kolontsaina
  • ilay fanampiana avy any ivelany, na dia ho an ny tena aza, ary anefa tsy fototry ny fivoarana maharitra. Kolontsaina malagasy Tantaran i Madagasikara
  • ny Ntaolo malagasy amin ny kolontsaina silamo dia naetry voninahitra tsy ho andriamanitra ireo andriamanitra maro hafa ninoan ny Malagasy ka i Zanahary
  • misy santionan ny asany ao amin ny Tranonkalan ny Ministeran ny Kolontsaina Malagasy voalohany niatrika ny festival BD tany Angoulême France rehefa nahazo
  • avy sy ho avy aoriantsika taranaka, fara sy dimby Ny tandroy no tena mahay manonona azy amin ny fomba mampivoitra ilay fototeny. Kolontsaina malagasy
  • Toamasina Tantaran i Madagasikara Governemanta malagasy Politika ao Madagasikara Kolontsaina malagasy Fivavahana eto Madagasikara Fiteny eto Madgasikara
  • Ny Makoa dia foko malagasy monina ao amin ny morontsiraka avaratra andrefan i Madagasikara. Ny mponina ao ampovoan - tanin i Madagasikara dia miantso
                                     
  • Madagasikara, izay azo heverina ho zana - pokon ny Betsileo, nefa mifanakaiky kolontsaina koa amin ny Tanala. Antambahoaka - Antandroy - Antankarana - Antanosy
  • ohabolana malagasy hoe Ny kibo tsy mba lamosina, ary ny tsinay tsy mba vatsy Ka ireto misy karazana sakafo vitsivitsy, sakafo malagasy atolotra anareo
  • sy sarimihetsika ihany koa Revy sa ditra, Ombon ady, Kenda, Fanasina, jiaby jiaby Pejin i Arikaomisa Randria ao amin ny ministeran ny kolontsaina
  • dia ny fanandratana ny teny malagasy amin ny alalan ny Haisoratra, fiarovana ny maha Malagasy fanandratana ny kolontsaina izay mampanankarena antsika
  • Madagasikara Tananan i Madagasikara Governemanta malagasy Politika ao Madagasikara Kolontsaina malagasy Fivavahana eto Madagasikara Fiteny eto Madgasikara
  • Ny lovantsofina dia ny fampitana mitohy ny singan - kolontsaina iray na maro mandritra ny tantara hatramin ny zava - mitranga mpanorina na hatramin ny zava - nitranga
  • fandrindram - piterahana, ny fiarovana ara - tsôsialy 2004 - 2008 ary minisitry ny kolontsaina Kandidà ny antoko AVANA amin ny fifidianana filoham - pirenena malagasin ny
  • izay tsy andriamanitra lehibe eo amin ny finoan ny Malagasy na aiza na aiza nefa hita amin ny kolontsaina manerana an i Madagasikara io fedrà momba ny famoronana
  • marevaka sy mipataloha ny lehilahy mpanao hiragasy, fa ny vehivavy kosa mitafy lamba sy akanjom - behivavy miloko mavokely na maitso. Kolontsaina malagasy
  • fihavanana dia endriky ny fifandraisana eo amin ny fiarahamonina araka ny kolontsaina malagasy izay mivoy ny fifanampiana sy ny fifandeferana ary ny firaisan - kina
  • Tolon ny mpianatra Tananan i Madagasikara Governemanta malagasy Politika ao Madagasikara Kolontsaina malagasy Fivavahana eto Madagasikara Fiteny eto Madgasikara

Users also searched:

malagasy, Kolontsaina, Kolontsaina malagasy, kolontsaina malagasy, fanatanjahantena malagasy. kolontsaina malagasy,

...

Encyclopedic dictionary

Translation

VOLAVOLAN DALANA FANDRAVONANA NY TETIBOLA HO ANNY.

Ireo ny rakitra sy ny lahatsoratra mikasika ny kolontsaina malagasy. Ho anny antsipirihany, dia jereo any aminny renim pejinity rakitra ity Kolontsaina. Centre déchange d Convention sur la Diversité Biologique. Культура Мадагаскара отражает происхождение народов малагасийцев в Юго Восточной Азии и Восточной Африке. Влияние арабов, индейцев, британцев, французов и китайских поселенцев также очевидно. Sokajy:Kolontsaina malagasy pedia. FOTODRAFITRASA AVO LENTA HAMELONA NY HAMBOMPOM PIRENENA SY HITONDRA AVO NY KOLONTSAINA MALAGASY. Découverte LIKM dAntsahavola prône le bien être dans sa. Fikarohana sy fandalinana ny momba ny kolontsaina malagasy aminny ankapobeny ary ny kolon tsaina eto Antananarivo manokana.





BIBLIOTHEQUE ET ARCHIVES UNIVERSITAIRES D.

Fitsipi piainana aman kolontsaina anaty fiaraha monina, isanizany Ny teny malagasy, frantsay ary anglisy no Andininy 12 Ny olom pirenena Malagasy dia. Radio Vazo Gasy Tamatave. Anaovana ny Sata mifehy ny Tontolo iainana Malagasy nohavaozina. ara ​kolontsaina ho an ny fitantanana maharitra ny tontolo iainana. L ohateny voalohany. Olom pirenena vanona sy vonona – CENI Madagascar. Zavakanto sy ny kolontsaina malagasy no zava dehibe mba tsy ho very momoka ireo nikelezanny teo aloha aina. Eo ho eo aminny 100 takila.


Page 38 Ministère de la Jeunesse et des Sports.

Ny hahatongavana aminny marimaritra iraisana mahakasika ny tena loharano nipoiranny kolontsaina malagasy no tanjona. 1 Ny voan kevitra. PRODUIR Maj EIES Drainage version finale Ministère de l. Des livres intitulés ANGANO SY KOLONTSAINA MALAGASY SY KOREANA. Contenant 10 contes Malagasy et 10 autres contes coréens ainsi que des. Kolontsaina Tsidika. FAKAFAKA hihen kasina indray ny kolontsaina malagasy. Par Taratra sur 23 03​ 2021 … Satria tsy ho azo atao ny mamory olona mihoatra ny 200, azo inoana.





Fikambanana Eco Tanana Trano fandraisam bahiny Soamahatony.

Natokana ho aminny fanatanjahan tena sy kolontsaina Malagasy. ireo hatraminizay ny hoe hanana Chaîne Sport Malagasy 100%. Remise de dons de livres malgaches Editions Jeunes Malgaches. Teo anatrehanny FIMPAMA na ny Fikambanany Mpikabary Malagasy, ny izany mba hanomezan danja ny kabary izay mampiavaka ny kolontsaina malagasy. Mpikabary & FIMPIMA Famoahana ny andiany Ravelojaona. Ny zava kanto malagasy sy ny kolontsaina malagasy sy ny tanora malagasy, dia mandefa ireo hira malagasy rehetra araky ny fangatahanny mpihaino ary. FIADIDIANA NY REPOBLIKA PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE. JIRAMA. Jiro sy rano malagasy compagnie nationale deau et délectricité de Fikorontanana eo aminireo toerana fialam boly sy ara kolon tsaina ny toerana.


Asean, ilay fakam panahy aostronezianina – Politika.

Momba ny resaka fihavanana kosa, nambaranny Papa Ray Masina fa anisanny fototry ny kolontsaina Malagasy ny fihavanana ka tokony ho hita taratra izany. STARTIMES: GASYSTAR, Chaîne vaovao 100% natokana ho. Toy ny firenena rehetra, manana ny kolontsaina mampiavaka azy ny Malagasy. Mibosesika sy manao be fiavy eto amintsika ny kolontsaim bahiny ankehitriny.


Lovasoa – Lovasoa Cross Cultural Competence Center L4C.

CNLEGIS Madagascar: lois ordonnances décrets arrêtés constitutions droit malagasy textes conseil du gouvernement conseil des ministres. TG Manakara Trésor Public Malagasy. Slam maneran tany Tafita aminny manasa dalana ny solontena malagasy Samy manana ny fitondrany ny fanampiana ny sehatra ara kolontsaina ireo.





TATITRA MIKASIKA NY ZONOLOMBELONA TETO.

Ny boky dia sampana aminny teny malagasy anny tetikasani media Foundation books. Ny tanjony dia manangona boky niomerika malalaka azo​. NY KOLONTSAINA. MCC Portail MADAGASCAR. Ny 16 Septambra dia nisy mpanao gazety telo sy ny talenny kolontsaina eo taminny fizakana ny zom pirenena Indiana, Malagasy na Frantsay taorianny. LANONANA FITOKANANA NY TRANOBENNY KOLONTSAINA SY. Sy ny firenena hafa miara miasa akaiky taminy no nandray anjara taminny fifaninana iraisam pirenena ary dia navoitra lalandava ny kolontsaina Malagasy. IKM Les professionnels de Madagascar. Ivon toeranny Kolontsaina Malagasy à Antsahavola, 24 juillet 2017. Séléctionnés online pour participer à un séminaire en entreprenariat, 20 jeunes malagasy,.





Kolontsaina malagasy pedia.

Teny mamy fankasitrahana sy famporisihina aminny ezaka efa nataonny Minisitera sy mbola hatao taorinanny hetsika niarahana taminireo. KOLONTSAINA – Rehefa tantaraina an tsary ny angano sy ny arira. Fototra mandritra ny 9 taona ny zaza malagasy izay eo aminny taona tokony Ankoatra izany, ny kolontsaina no manefy ny maha izy azy ny firenena iray ary. Lovan kolontsaina Ambatovy. Ivon toerana Kolontsaina Malagasy Centre Culturel Malagasy. Siège Antsahavola, IBF 16 Ter A Tour Sahvola 2è étage Antananarivo 101.


Asandrato ny kolontsaina maha Malagasy antsika Lakroani.

Avy aminny aingam panahy avokoa ireo Kolontsaina ireo ary mampiseho ny foto​ pisainana maha Malagasy ny Malagasy. Ny teny no nampiasaina be indrindra. Izany ka Olompirenena UNDP. IVON TOERANNY KOLONTSAINA MALAGASY Marobe ireo tanora liana amin​ny fianarana kabary. Nisokatra ny alahady lasa teo ny. Slam La poésie orale retrouve le micro à compter de vendredi. Malgache sur ce point, et inversement les étrangers installés à Madagascar relèveront en cette matière de Fampahalalam baovao sy ny Kolontsaina ary ny​. Kolontsaina gasy mihavery Moov. Somary efa hita taratra ihany io fivelaranny kolontsaina malagasy atsy ho atsy io. Mila fitandremana fatratra anefa satria tsy mitovy velively ny.





Boky sy kolontsaina malagasy: hozaraina dingana maromaro ny.

Devise. Malagasy Ariary. Euro Malagasy Ariary. Rechercher. ×. Retour. Continuer. Information importante! Annuler Confirmer. Session expirée. Votre session a. PREAMBULE Le Peuple Malagasy souverain, Résolu à promouvoir. Culture of Madagascar.


Ny voan tsinapy nambolena tonga hazo Radio Don Bosco.

MalagasyHanova Open book 01.svg kolontsaina ♢ X SAMPA ♢ AAI kulun͡t͡sainḁ Sary. ⋅ sokajin drima ‑ainḁ. kolontsaina. Télécharger le texte ici Assemblée Nationale. Kolontsaina malagasy ny soatoavina sy ny fomba amam panao, Soatoavina repoblikanina ny andraikitry ny olompirenena ao anaty rafitra. Fivelaranny kolontsaina malagasy: ct.news. 2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans lactualité.


Kolontsaina bolana, raki bolana malalaka Wiktionary.

À Andavamamba, lIvontoeranny Kolontsaina Malagasy IKM à Antsahavola ou Centre culturel malgache, sest toujours démarqué du lot. IVON TOERANNY KOLONTSAINA MALAGASY Marobe ireo. Lovan kolontsaina. Miavaka toy ny haren javaboaary hita ao aminy ihany koa ny kolontsaina malagasy. Nanome teny Ambatovy fa hokirakiraina am panajana,.





...
Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →