Топ-100
Back

★ Bodo, mpihira - mpanakanto malagasy ..



Bodo (mpihira)
                                     

★ Bodo (mpihira)

Bodoharisoa Razafindrazaka: fantatra aminny anarana hoe Bodo dia Mpanakanto Malagasy teraka taminny 21 Jolay 1966. Fantatra ihany koa amin ny hoe "La Diva De La Chanson Malgache".

                                     

1. Dingana nataony

1986: nanomboka nihira izy ka nandray anjara taminny fifaninana iray tamin’ny onjam-peo tsy miankina "TOP 16 sur la 2", ka laharana fahatelo izy taminizany. Ny taona 1987 izy vao nahazo ny laharana voalohany taminilay hira noforoniny mitondra ny lohateny hoe "Miandry Anao" ka nahazoany ny loka fivahinianana any ampitan-dranomasina. Tany no namoronany anilay hirany malaza hoe "Hody".

1989: Niaka-tsehatra voalohany, niarahana tamini Solo sy Hery tarika Njila

1991: Namoaka ny raki-kira "Neny" izy, izay mirakitra ny hira noforoniny sy i Naivo toa ani "Fony Aho" "Misy Farany" "Dada" "Neny" "Mpanarato" "Mba Hento Aho" "Fisarahana", ary niara-niseho sehatra tamini Poopy sy Landy ary ny tarika Johary. Ankoatra izay dia nianatra nilalao Tantara andapihazo ihany koa Izy.

1992: Niara-nihira Tamini Bessa sy Lola izy ka nampalaza azy ireo taminizany ilay hira hoe "Mba Te Hiantefa", "Hafa Ihany i Mama", "Ndao hihira" sns. Fantatra teo aminny sehatry ny "rock" malagasy ihany koa izy ary niara-niasa taminny mpamoron-kira aminny teny anglisy Sonny Clark izay namorona ny hirany nalaza taminizany toa ani "Mum is in and Dad is Out", "Go Dancing Tonight" na koa "Political skirmish" sy "Heart breaker".

1993: Namoaka ny raki-kirany voalohany i Bodo, mitondra ny lohateny hoe "Sombinaiko", ka nalaza taminizany "Bianco", "Ry Foko", "The regret is never before" sy ny maro samy hafa.

1994: Voafidy hisolo-tena ani Madagasikara nandritry ny jeux de la francophonie izay natao tany Frantsa, izay nahazoany ny medaly volafotsy taminny alalanilay hira noforoniny hoe "Diversités" sy Solitaire". Io taona io ihany koa no namoahany anilay raki-kira faharoa "Solitaire-Diversités" izay mirakitra ireo hira nampalaza azy toy ny "Mba Rahoviana", "Foiko Ho anao" na koa "Ny Fahitana anao" ary nahazo ny loka taminny Gasitsara.

1995: Nofidiani Dama ao aminny Mahaleo tarika i Bodo hiarahihira aminy ilay hira hoe "Mimoza". Voafidy ho Ambasadaoronny Unicef ihany koa izy, nandimby toerana ani Henri Ratsimbazafy.

1996: Namoaka ny Double Album "ZaTomany" sy "Fotsiny" i Bodo ary nanao ny TOUR de Mada 96.

1997: Namoaka ny rakikira evangelika "Tsangambato" izy ary niseho sehatra voalohany tao aminny Palais de sport niaraka tamini Poopy.

1998: Nilatsaka hofidiana ho solombavambahoaka i Bodo.

1999: Nivoaka ny rakikira "Mamiko", mirakitra ani "Safidy" "Modia" ary "Ataoko Akory".

2000: Niavaka teo aminny sehatry ny cabaret i Bodo taminny fahaizany miangaly ny hirani Whitney Houston, Mariah Carey na koa i Celine Dion. Niaka-tsehatra tao aminny palais des sports niaraka tamini Njakatiana.

2001: Nivoaka ny raki-kira "Ndao Handihy", mirakitra ani "Tsy izany" sy "Hiverina aho".

2003.Voafidy ho isanny mpitsara ny casting PAZZAPA izay nokarakarainny RTA izy, ary namoaka ny rakikirany "Aina Miray" izay nisy ani "Ankino", hira nalaza indrindra ny taona 2003 sy 2004.

2005: Nivoaka ny rakikira "Mety Ve", ary nosafidianny RTA ho reny mpiahy ny Pazzapa Izy. Nandray anjara taminny Che Bel Canto andiany faha-roa tao aminny Palais des Sports Mahamasina niaraka tamini Kix, Tovo JHay, Luc, Mahery, Jeannot

2006: Niditra teo aminny sehatry ny Sarimihetsika Malagasy ary nilalao taminilay horonantsary hoe "Poizina izy.

2007: ny volana febroary, nanakaiky ny andro fankalazana ny fetinny mpifankatia dia niaraka nanao fampisehoana i Bodo sy i Poopy, folo taona taty aoriana tao palais des sports, andro vitsivitsy alohanny fampisehoana dia efa guichet fermé, ary maro ny nitaraina fa tsy tafiditra ka dia niverina niakan-tsehatra indray izy roa ny volana septembre ary namoaka anilay raki-kira vaovao "Tia Foana". Namoaka raki-kira "Izaho Sy I Neny", izay rakikira manokana ho ani Reny Ihany koa i Bodo.

2009: niteraka ny zanany "Olontsoa" izy.

2010: Namoaka ny Raki-kira "Kilalao" sy DVD "Kilalaonao" izy.

2012: Namoaka ny Raki-kira "Ny Fitiavana avy Aminao", ary dia nisantatra ny coulisse on tv tao aminny TV plus Madagascar.

2013: Nivoaka ny Raki-kira "Accoustique namerenany ireo hira nampalaza azy aminny endriny akostika.

2015: Nivoaka ny Raki-kira vaovao "Tsy Miova Aho" nanamarihany ny 25 taona nihirany.

2015: Niara-niasa tamini Michel RANDRIA izy mpitendry gitara fanta-daza any ivelany ary namoaka ny raki-kira akostika "Aint Misbihavin" teo sehatra iraisam-pirenena.

2016: Fampisehoana nanamarika ny fiainanay notontosaina tao CC ESCA, izay natrehini Dadany no navoakany ho fahatsiarovana t alàlanny DVD "Satria tiako.Dada"

                                     

2. Raki-Kira

1993: Sombinaiko

  • Vetson-takariva.
  • Political skirmish.
  • Dancing Tonight.
  • Ry Foko.
  • Hody.
  • Mpanarato.
  • The Regrets Is Never Before.
  • Bianco.
  • Sombinaiko.
  • Heart Breaker.

1996: Za Tomany

  • Ambarambarao.
  • Manimanina.
  • Manirery.
  • Aokizay.
  • Ianao.
  • Avelao hanantena.
  • Satry.
  • Tsy Satry.
  • Paradisa.
  • Mitafa Irery.
  • Mitraka.
  • Ny tsia.

1996: Fotsiny

  • Ataoko ahoana.
  • Ifonako.
  • Rafehendrena.
  • Lany fanahy.
  • Malagasy.
  • Fotsiny.
  • Ho antsika.
  • Aza manahy.
  • Nandao.
  • Lazao.
  • Ny anao sy ny azy.
  • Tso-drano.

1997: Tsangambato

  • Raha re.
  • Lalan-tsarotra.
  • Isaoranay.
  • Mandalo ihany.
  • Aro.
  • Ianareo roa.
  • Tsy mba lapa.
  • Moa ve tsy ho lazaiko.
  • Sambatra.

1999: Mamiko

  • Mamiko.
  • Ataoko akory.
  • Ianao.
  • Safidy.
  • Modia.
  • Tsy vandivandy.
  • Satria.
  • Embona.
  • Fenofeno.
  • Valim-babena.
  • Mamiko accoustic.

2001: Ndao Handihy

  • Hafatra.
  • Tsy izany.
  • Veloma.
  • Ndao handihy.
  • Hirani Neny.
  • Ampy izay.
  • Hiverina.
  • Avelao Hifaly.
  • Anjelinao.
  • Valim-Pitia.
  • Tia Tiana sy.
  • Vali-babena remix.
  • Tia anao.

2003: Aina Miray

  • Tsy angina.
  • Aho tsy maninona.
  • Aina Miray.
  • SûrEau.
  • Zanakao.
  • Fenonao.
  • Tsaroany.
  • Gasy mody.
  • Ankino.
  • Hirani Neny.

2006: Accoustique

  • Sombiniaiko.
  • Tsy Satriko.
  • Avelao Hifaly.
  • Tia Anao.
  • Foiko Ho Anaoversion anglais).
  • Lazao.
  • Mamiko.
  • Rehefa Eo Ianao.
  • Ianao.
  • Embona.
  • Mitafa Irery.
  • Avelao Hanantena.

2007: Izaho sy i Neny

  • Neny tiakao.
  • Tso-drano.
  • I Hafa ihany i Mama.
  • HiranI Neny.
  • Sombinaiko.
  • Neny.
  • Ambarambarao.

2010: Kilalao

Kilalao CD

  • Efa ahy.
  • Kilalao.
  • Tsingerin-taona.
  • Ny atao no Miverina.
  • Iaino.
  • . Asa aloha.
  • Bonus.
  • Singa sarobidy.
  • Angamba.
  • Fo tia.
  • Fiainana.

Kilalao VCD

  • Fiainana.
  • Kilalao.

2012: Fitiavana tena avy Aminao

  • Resy lahatra.
  • Valim-bavaka.
  • Ilay fitsaharana.
  • Ianao.
  • Fitahiana.
  • Ho tanjona.
  • Fitiavana tena avy Aminao.
  • Eo am-pelatananao.
  • Omeo ahy.
  • Leo-ndranomaso.

2013: Acoustique

  • Malagasy.
  • Manirery.
  • Heart breaker.
  • Modia.
  • Ataoko Akory.
  • Mpanarato.
  • The Regrets Is Never Before.
  • Tsy Hangina.
  • Fenofeno.
  • Nandao.

2015: Tsy Miova Aho

  • Ny antsika no mety.
  • Aza Tsaraina.
  • Tanora feat Agrad & Skaiz.
  • Fihavanana.
  • Tsy Very Maina.
  • Tsy miova aho.
  • Taloha.
  • Mangahiahy.
  • Aim-panahy.
  • Fitia mikony.

2016: Satria tiako. Dada

  • Medley Mangahiahy - Avelao hifaly.
  • Tsaroany.
  • Singa sarobidy - Mosoara.
  • Medley Bianco - Mety ve.
  • Aimpanahy.
  • Fenonay.
  • Dada.
  • Medley Fenonao - Mpanarato - Paradisa.
  • Falifaly.
                                     

2.1. Raki-Kira 1993: Sombinaiko

  • Vetson-takariva.
  • Political skirmish.
  • Dancing Tonight.
  • Ry Foko.
  • Hody.
  • Mpanarato.
  • The Regrets Is Never Before.
  • Bianco.
  • Sombinaiko.
  • Heart Breaker.
                                     

2.2. Raki-Kira 1996: Za Tomany

  • Ambarambarao.
  • Manimanina.
  • Manirery.
  • Aokizay.
  • Ianao.
  • Avelao hanantena.
  • Satry.
  • Tsy Satry.
  • Paradisa.
  • Mitafa Irery.
  • Mitraka.
  • Ny tsia.
                                     

2.3. Raki-Kira 1996: Fotsiny

  • Ataoko ahoana.
  • Ifonako.
  • Rafehendrena.
  • Lany fanahy.
  • Malagasy.
  • Fotsiny.
  • Ho antsika.
  • Aza manahy.
  • Nandao.
  • Lazao.
  • Ny anao sy ny azy.
  • Tso-drano.
                                     

2.4. Raki-Kira 1997: Tsangambato

  • Raha re.
  • Lalan-tsarotra.
  • Isaoranay.
  • Mandalo ihany.
  • Aro.
  • Ianareo roa.
  • Tsy mba lapa.
  • Moa ve tsy ho lazaiko.
  • Sambatra.
                                     

2.5. Raki-Kira 1999: Mamiko

  • Mamiko.
  • Ataoko akory.
  • Ianao.
  • Safidy.
  • Modia.
  • Tsy vandivandy.
  • Satria.
  • Embona.
  • Fenofeno.
  • Valim-babena.
  • Mamiko accoustic.
                                     

2.6. Raki-Kira 2001: Ndao Handihy

  • Hafatra.
  • Tsy izany.
  • Veloma.
  • Ndao handihy.
  • Hirani Neny.
  • Ampy izay.
  • Hiverina.
  • Avelao Hifaly.
  • Anjelinao.
  • Valim-Pitia.
  • Tia Tiana sy.
  • Vali-babena remix.
  • Tia anao.
                                     

2.7. Raki-Kira 2003: Aina Miray

  • Tsy angina.
  • Aho tsy maninona.
  • Aina Miray.
  • SûrEau.
  • Zanakao.
  • Fenonao.
  • Tsaroany.
  • Gasy mody.
  • Ankino.
  • Hirani Neny.
                                     

2.8. Raki-Kira 2003: Best Of

CD 1

  • Modia.
  • Paradisa.
  • Ataoko akory.
  • Ndao handihy.
  • Heart breaker.
  • Mba rahoviana.
  • Tsy izany.
  • Ento aho.
  • Rafahendrena.
  • Ny Tsia.

CD 2

  • Ifonako.
  • Ry foko.
  • Ny fahitana anao.
  • Miandry anao.
  • Satria.
  • Bianco.
  • Ampy izay.
  • Foiko ho anao.
  • Sombinaiko.
  • Fotsiny.
  • Avelao hifaly.
  • Safidy.
                                     

2.9. Raki-Kira 2005: Mety ve

  • Hafatra ho anao.
  • Tafahoatra.
  • Vavaka.
  • Babo.
  • Rehefa eo ianao.
  • Ny fitiavanao.
  • Mety ve.
  • Mankany aminao.
  • Raha omenao.
  • Ilaiko aminao.
  • Ampamoizo.
  • Zaho sy ianao avec Kix / Tovo JHay / Luc / Jeannot / Mahery.
                                     

2.10. Raki-Kira 2006: Accoustique

  • Sombiniaiko.
  • Tsy Satriko.
  • Avelao Hifaly.
  • Tia Anao.
  • Foiko Ho Anaoversion anglais).
  • Lazao.
  • Mamiko.
  • Rehefa Eo Ianao.
  • Ianao.
  • Embona.
  • Mitafa Irery.
  • Avelao Hanantena.
                                     

2.11. Raki-Kira 2007: Tia foana album duo avec poopy

  • Raha Toa.
  • Medley Dance Tsy Izany / Izay manao ny marina / Taloha / Misy farany.
  • Hankany Aminao Bodo.
  • Medley Slow Fony Aho / Afenina / Hody / Tsy Natolony / Sombinaiko / Tolory Tanana.
  • Afenina / Tsy Maninona Aho.
  • Tia Foana.
  • Lazao Ahy Fa. Poopy.
                                     

2.12. Raki-Kira 2007: Izaho sy i Neny

  • Neny tiakao.
  • Tso-drano.
  • I Hafa ihany i Mama.
  • HiranI Neny.
  • Sombinaiko.
  • Neny.
  • Ambarambarao.
                                     

2.13. Raki-Kira 2010: Kilalao

Kilalao CD

  • Efa ahy.
  • Kilalao.
  • Tsingerin-taona.
  • Ny atao no Miverina.
  • Iaino.
  • . Asa aloha.
  • Bonus.
  • Singa sarobidy.
  • Angamba.
  • Fo tia.
  • Fiainana.

Kilalao VCD

  • Fiainana.
  • Kilalao.
                                     

2.14. Raki-Kira 2011: Kilalaonao. DVD LIVE

DVD 1:

  • Tsy Hangina.
  • Aina Miray.
  • Rehefa Eo Ianao.
  • Babonao.
  • Political Skrimish.
  • Ny Ntsia.
  • Leo Ny Manao Ny Marina.
  • Dada / Mba Ento Aho.
  • Mba Rahoviana.
  • Vavaka.
  • Bianco.
  • Générique.
  • Ankino.
  • Paradisa An-tany.
  • Fony Aho.
  • Heart Breaker.
  • Mihira Aho Satia.
  • Sombiniaiko.

DVD 2:

  • Medley Slow.
  • Aokizay.
  • Ataoko Akory.
  • Modia.
  • Ndao Handihy.
  • Mety Ve.
  • Mpanarato.
  • Misy Farany.
  • Rahafahendrena.
                                     

2.15. Raki-Kira 2011: Mizara

  • Tia foana avec Poopy.
  • Tojo avec Solo.
  • Somainao zaho avec Francisiko.
  • Fisarahana avec Naivo.
  • Tso-drano avec Mitia.
  • Talenta avec Max Exception.
  • Fitiava-namana avec Luk.
  • Mba te hiantefa avec Mahery.
  • Tena fitia avec Balita Marvin.
  • Satria avec Malala.
  • Mahery ny fitia avec Rija Ramanantoanina.
  • Satria avec Hery.
                                     

2.16. Raki-Kira 2012: Fitiavana tena avy Aminao

  • Resy lahatra.
  • Valim-bavaka.
  • Ilay fitsaharana.
  • Ianao.
  • Fitahiana.
  • Ho tanjona.
  • Fitiavana tena avy Aminao.
  • Eo am-pelatananao.
  • Omeo ahy.
  • Leo-ndranomaso.
                                     

2.17. Raki-Kira 2013: Acoustique

  • Malagasy.
  • Manirery.
  • Heart breaker.
  • Modia.
  • Ataoko Akory.
  • Mpanarato.
  • The Regrets Is Never Before.
  • Tsy Hangina.
  • Fenofeno.
  • Nandao.
                                     

2.18. Raki-Kira 2015: Tsy Miova Aho

  • Ny antsika no mety.
  • Aza Tsaraina.
  • Tanora feat Agrad & Skaiz.
  • Fihavanana.
  • Tsy Very Maina.
  • Tsy miova aho.
  • Taloha.
  • Mangahiahy.
  • Aim-panahy.
  • Fitia mikony.
                                     

2.19. Raki-Kira 2015: AINT MISBEHAVEN Album International en Duo purement acoustique avec MICHEL RANDRIA guitare

  • Honeysuckle rose.
  • Aint misbehavin Malagasy version.
  • Witchcraft.
  • Tanisa.
  • Aint misbehavin.
  • Miala tsiny.
  • Black Trombone.
  • Fotsiny.
  • Anjavidy.
  • La belle vie.
  • Miandry anao.
                                     

2.20. Raki-Kira 2016: Satria tiako. Dada

  • Medley Mangahiahy - Avelao hifaly.
  • Tsaroany.
  • Singa sarobidy - Mosoara.
  • Medley Bianco - Mety ve.
  • Aimpanahy.
  • Fenonay.
  • Dada.
  • Medley Fenonao - Mpanarato - Paradisa.
  • Falifaly.
                                     

3. VIDEOCLIP

  • 1990.
  • Miandry anao.
  • Neny.
  • Ry Foko.
  • 1992.
  • Mpanarato.
  • 1993.
  • Vetson-takariva.
  • 1994.
  • Mba rahoviana.
  • Leo ny manao ny marina.
  • Foiko ho anao.
  • 1995.
  • Aokizay.
  • 1996.
  • Nandao.
  • Mitafa Irery.
  • Ambarambarao.
  • Ho Antsika feat Do Rajohnson.
  • Manirery.
  • 1998.
  • Ataoko akory.
  • 1999.
  • Mamiko.
  • Safidy.
  • Modia.
  • 2001.
  • Ndao handihy.
  • Hiverina aho.
  • 2002.
  • Avelao Hifaly.
  • Hirani Neny.
  • Tsy Izany.
  • 2003.
  • Fenonao.
  • Aina Miray.
  • Ankino.
  • 2004.
  • Tsy hangina.
  • Tsaroany.
  • Izaho Sy Ianao feat Kix,Tovo Jhay,Kiady,Mahery,Luc.
  • 2005.
  • Mety ve.
  • Ampamoizo.
  • Vavaka.
  • 2006.
  • Rehefa eo ianao.
  • Babonao.
  • Ny fitiavanao.
  • 2007.
  • Tia foana feat Poopy.
  • Neny.
  • Medley feat Poopy.
  • Neny Tiako.
  • 2008.
  • Fly Away.
  • 2010.
  • Fiainana.
  • Kilalaonao.
  • 2011.
  • Angamba.
  • 2013.
  • Tsy very maina.
  • Aim-panahy.
  • 2014.
  • Mangahiahy.
  • Tanorafeat Agrad & Skaiz.
  • 2017.
  • Mifampitantana feat Poopy.
  • 2018.
  • Toerana Kely feat Njakatiana.


                                     

3.1. VIDEOCLIP 2006 Bodo La Diva

  • Ankino.
  • Aina miray.
  • Fenonao.
  • Safidy.
  • Ndao handihy.
  • Hiverina.
  • Hirani Neny.
  • Mamiko.
  • Intro.
  • Tsy izany.
  • Tsy hangina.
  • Avelao hifaly.
  • Ataoko akory.
  • Babo.
  • Tsaroany.
                                     

3.2. VIDEOCLIP 2014 Retour aux sources

  • Fiainana.
  • Together again.
  • Kilalao.
  • Angamba.
  • Dancing round and round.
                                     
  • an - tsehatra izay nataon i Poopy Bodo Johary Ary i Landy Nalaza tamin izany i Nafenina nokaloin i Poopy sy i Bodo hira noforonin i Poopy fony izy
  • Ireo mpanakanto malagasy 18, 3 Akon ny lanitra Ambondrona Arione joy Bodo Big Mj Black Nadia Boy Black Dama Dédesse Dadi Love Freddy Ranarison Henri Ratsimbazafy
  • anniversaire Antsahamanitra niaraka tamin ny namana mpihira rehetra. Rija Ramanantoanina, Mahery, Luc, bodo Poopy, aina Joy K, Nary, Kiady, Rado, Nanie, Lalie

Users also searched:

mpihira, Bodo, Bodo mpihira, bodo (mpihira), mpanakanto malagasy. bodo (mpihira),

...

Encyclopedic dictionary

Translation

RAZANOELINA,Voahanginirina ENS CPN 05 n° 55.

Hanafana izany ny mpanakanto fanta daza, miaraka aminireo antoko mpihira tsy zovina intsony eo aminny fitoriana ny Filazantsara an kira. Dinika:Bodo mpihira pedia. Fafana 2 Ny faritra misy ny mpihira gasy eto Antananarivo… Ny hirani Bodo manentana aminny fanaovana ny marina no ambaranny andininy fahatelo. Bodo…lindétrônable Diva de la chanson Malagasy Moov., BODO EMBONA., JOY K EMBONA, BODO AINA MIRAY, Vavaka Antoko Mpihira Akoni Ziona FJKM Ambohitsoa Fibebahana. S.A FJKM ANOSY AVARATRA VAOVAO. Rakitra Hiranny Antoko mpihira na sampana. Fanolorana ny Rakitra Ry Fiainanny zaza bodo, hoy ny Hebreo 5.13. Rehefa lehibe kosa izy dia mahay. Bodo mpihira pedia. Ny seho takariva no hisantarani Bodo ity taona ity Tafiditra ao anatinireo ANTOKO MPIHIRA TANY ILAKAKA NO NIANDOHANNY FITIAVANY MOZIKA.





Radio Feonny Vahoaka spisak numera Online Radio Box.

Dinika:Bodo mpihira Ho anny Malagasy, dia anarana miendrika fahazaza bonaika ny Bodo ka nahatonga ilay fiteny oe zaza bodo fa solofo hamelana. Guérie de la Covid 19 Bodo témoigne Midi Madagasikara. 2In ljudstvo je blagoslovilo vse može, ki so se rade volje ponudili, da bodo 23​Fa ny didinny mpanjaka ny aminireo mpihira ireo dia ny hahazoany izay anjara​. Les actualités à Madagascar du Mardi 22 Mars 2016 Mada buzz. Ao aminny BoriborintaninAntananarivo fahatelo misy ani Bodo mpihira, ny avy aminny Tim ao aminny boriborintany fahefatra tarihinilay manamboninahitra. Le By Pass After Work: haneho ny talentany i Bodo. 20 martsa, teo aminny faha 85 taonany Razafindrazaka Aimé ray niteraka an ​dRazafindrazaka Bodoharisoa na i Bodo, mpihira fanta daza.


Mpikambana:Bot Jagwar teninny gazety 8 Martsa 2013 Malagasy.

Eh bien ce nest autre que Faliherinantenaina Bodoharisoa Razafindrazaka dit Bodo qui chante. Artiste de référence, elle a débuté sa carrière en. Nitantara i Bodo Mpihira Roa andro monja dia potika 40% nny. Bodo a survécu au coronavirus. Pendant plusieurs semaines, Bodo a lutté pour sa vie. Récemment hospitalisée pour cause de Covid 19,. SOMMAIRE Trésor Public Malagasy. Mpihira efa tsy zovina intsony aminny maro i Bodo, ary anisanny nitondra fanabeazana sy fanovana toe tsaina an kira aminireo tononkira tsara rafitra sy misy.





Fanondroana Teny ato Aminny Baiboly FITEHIRIZAM BOKINNY.

ANTOKO MPIHIRA, Ne, 38, 40 ilay a. mpanao. ANTOKON KINTANA, Jb 9:​9 Am izao karazam pitaka sy f. izao. 1Ko zaza bodo raha ny aminny f. FIAINANA MPANAKANTO Nokoloinny fianakaviana, antoko. Bodo mpihira 1 Dingana nataony 2 Raki Kira. 2.1 1993 Sombinaiko 2.2 1994 Solitaire Diversités 2.3 1996 Za Tomany 2.4 1996 Fotsiny 2.5 1997:​. Nitombo iray indray ny talentany: hanome voninahitra ny reny i Bodo. Antoko Mpihira Sampanasa AFF Fiangonana Raharaha Antoko Mpihira Sampanasa AFF Herisoa Tsiory Ny Aina. RASOARIMANANA Bodo Joséphine​.





Nasitrika ao an kibonilay ankizivavy 14 taona ny ampahanny.

Mpihira efa hatraminny fahakeliny Andriamanantena Haingo. raha tsy hitanisa afa tsy ny tarika Zay, Bodo, Mia, Mirado ary Mika&Davis. Oniversite Ravelojaona Bodo, Rija… eny aminny Dôme NewsMada. 0 255, Fianakaviana, RAMAMONJISOA Norbert. 0 256, Fianakaviana, RAMANANTSOA Richard sy Bodo. 0 258, RAZAFINDRAZAKA Johary,. Alahadinny Taranaka Ambatonakanga FJKM Tranovato. Mpanakanto, mpihira anisanny sangany i Bodo. Manana feo miavaka rahateo izy, hany ka maro ireo babo avy hatrany raha vao mahare izany.


...
Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →