Топ-100

★ Free online encyclopedia. Did you know? page 2



                                               

Erwin Komenda

                                               

Eduard Schönecker

                                               

Gaston Glock

                                               

Leontine Sagan

Leontine Sagan dia mpilalao, talen-koronantsary mizaka ny zom-pireneni Afrika Atsimo, Aotrisy, Aotrisy-Hongaria teraka ny 13 Febroary 1889 tao Budapest ary maty ny 20 Mey 1974

                                               

Alexander Binder

                                               

Joy Adamson

Joy Adamson dia mpanoratra, mpahaisiansan-javaboahary mizaka ny zom-pireneni Fanjakana Mitambatra, Aotrisy teraka ny 20 Janoary 1910 tao Aotrisy-Hongaria ary maty ny 3 Janoary 1980

                                               

Matthias Sindelar

                                               

Christian Gartner

                                               

Alois Beranek

                                               

Ernst Melchior

                                               

Ernest Solvay

                                               

René Taelman

                                               

Ben Stassen

                                               

Paul Havrez

                                               

Alexandre Delmer (fils)

                                               

Raoul Lambert

                                               

Léon Semmeling

                                               

Leo Baekeland

                                               

Michel Coenraets

                                               

Paul Van Himst

                                               

Julien Dulait

                                               

Luis del Sol

                                               

Hannibal Barca

                                               

Pedro Calderón de la Barca

Pedro Calderón de la Barca dia mpanoratra tantara tsangana, Poeta, mpanao asa soratra, mpanoratra mizaka ny zom-pireneni Espaina teraka ny 17 Janoary 1600 tao Madrid ary maty ny 25 Mey 1681 tao Madrid

                                               

1681

Jacob Christoph Iselin. Claudius Amyand. Carl Heinrich Biber. Bénigne Grenan. Antonio Saverio Gentili. Jakob Burckhard. Francesco Conti. Giovanni Battista Spinola. Ernest-Frédéric Ier de Saxe-Hildburghausen. Giuseppe Valentini. Jean-Jacques Desan ...

                                               

1520

Pedro Cieza de León. Pontus de La Gardie. Pardoux Duprat. Robert IV de La Marck. Jacques Yver. Vincenzo Galilei. Georg Hund von Wenkheim. Jacob Praetorius lAncien. Jorge de Montemayor. Jacques Gohory. David Kandel. Guillaume Lambert. Gabriel Boun ...

                                               

Sekoly Ambony Loterana momba ny Teolojia

Ny Sekoly Ambony Loterana momba ny Teolojia, izay hafohezina aminny hoe S.A.L.T. na SALT, dia ambaratonga ambony indrindra ao aminny fianarana teolojia ao aminny Fiangonana Loterana Malagasy, izay manofana mpianatra mandritra ny telo taona. Ny ta ...

                                               

Kroazada fahadimy

Ny kroazada fahadimy dia fanafihana miaramila mifanesy nataon ny Kristiana ka ny tanjona tamin izany dia ny nanani-bohitra ny soltanata aiobidan i Ejipta sy ny haka ny ampahan-taniny mba hahafaha-mampifanakalo ny tany azo amin ny tanin ny Fanjaka ...

                                               

Adizaoza

Ny Adizaoza no vintana fahatelo ao aminny fanandroana malagasy. Ny Adaoro no eo alohany ary ny Asorotany no manaraka azy. Eo amin ny Adizaoza no fitoeran ny sinibe ao an-trano.

                                               

Code Lyoko

Code Lyoko dia tantara antsarimihetsika mitohy frantsay noforonini Jérome Mouscadet ary nandeha teo aminny kanalim-pahitalavitra France 3 taminny 3 Septambra 2003 ary tamini Canal J taminny 1 Septambra 2004. Tapitra ny 10 Novambra 2007 ilay tanta ...

                                               

Adijady

Ny Adijady no vintana fahafolo amin ny fanandroana malagasy manara-bolana. Ny Alakaosy no eo alohany ary ny Adalo no manaraka azy. Ny zoron-trano avaratra-andrefana no toerana omena azy. Tonom-bintana fanorenan-trano sy fampakaram-bady ny Adijady.

                                               

É

É dia ny soratry ny abidy latina. Izany dia hita ao aminny teny anglisy, ny anarana, ny anarana, ny anarana, Emilian-Romagnol, malagasy, frantsay, ny Anarana, ny anarana, ny Anarana, ny Anarana, ny anarana, ny Zavatra, ny Zavatra, ny Zavatra, ny ...

                                               

Fiteny rômana

Ny fiteny rômana dia ireo fiteny maro nipoitra avy aminny fiteny latinam-bahoaka, izany hoe endriky ny fiteny latina ampiasaina aminny fifaneraserana andavanandro. Isanny fiteny rômana ny fiteny frantsay, ny fiteny italiana, ny fiteny portogey ar ...

                                               

Fiteny latinô-faliska

Ny fiteny latiniana na fiteny latinô-faliska na fiteny italô-faliska dia sampan ny vondrom-piteny italika ao amin ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana. Ireto ireo fiteny latinô-faliska ireo: ny fiteny latina, ny fiteny faliska, ireo fiteny rômana ...

                                               

Fiteny italika

Ny fiteny italika dia vondrom-piteny ao amin ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana izay mizara ho sampana roa, dia ireo fiteny latinô-faliska sy ireo fiteny ôsko-ômbriana.

                                               

Fiteny kantôney

Ny fiteny kantôney, 粵語 dia fiteny sinoa tenenina any amin ny tapany atsimon i Sina, ao amin ny faritan i Guangdong, i Guanxi any Hong Kong ary any Macao. Samihafa amin ny fiteny sinoa mandarina ny fiteny kantôney ary betsaka noho ny fahasamihaf ...

                                               

Japônezy

Ny Japônezy dia mpamaritra anarana ampiasaina rehefa misy zavatra miresaka momba ny Japana, afaka tenenina koa hoe Japoney. Rehefa miresaka momba ny fiteny ny firaketana, dia tenenina hoe fiteny japoney, na fiteny japoney.

                                               

Filazam-potoana hoavy tsotra

Ny filazam-potoana hoavy tsotra dia filazam-potoanny matoanteny ao aminireo fiteny romana na aminy fiteny hafa sasany izay manambara ny fitranganny asa na ny toetra iray aminny fotoana hoavy. Ao aminny filaza tsotra no ahitana io filazam-potoana ...

                                               

Fanehoan-javatra mifintina sy mivelatra

Ny fanehoan-javatra mifintina dia iheverana hatraminny fanombohany ka hatraminny fiafarany ny asa na toetra lazainny matoanteny. Matetika mifangaro aminny fanehoan-javatra efa ny fanehoan-javatra mifintina ao aminny fiteny tsy manana marika hanav ...

                                               

FitenÔily

Ny fitenÔily, izay antsoina fotsiny hoe Ôily dia fiteny rômana izay nivoatra tao aminny tapany avaratra ao Galia, avy eo tao aminny tao aminny tapany avaratri Frantsa, tao atsimoni Belzika ary tap aminireo Nosy Anglo-Normanda, ary noteneninny olo ...

                                               

Andry (fitsipiteny)

Ny andry dia teny ampiasaina hampitohizana ny lazaina aminny entimilaza tsy matoanteny. Maro ireo fiteny mampiasa andry ka isanizany ny fiteny frantsay sy ny fiteny anglisy. Ireo fiteny ireo dia mampiasa matoanteny andry. Tsy ny fiteny rehetra no ...

                                               

Fahadiovana ny fiteny

Ny fahadiovana ny fiteny dia hetsika izay manan-tanjona ny "manadio" ny fiteny iray aminny alalanny fanalàna ireo zavatra izay lazaina fa mampahantra ny fiteny iray ary izay hita fa ratsy ho anny maha-izy azy. Ireo zavatra tiana halàna ireo dia: ...

                                               

Filazam-potoana hoavy efa

Ny f ilazam-potoana hoavy efa dia filazam-potoana manambatra ny hoavy aminny fanehoan-javatra efa sady enti-milaza ny fahavitanny asa na fisehoanny asa alohanny asa hafa samy ao aminny fotoana hoavy. Ahitana io filazam-potoana io ny fiteny latina ...

                                               

Filazam-potoana lasa efa

Ny filazam-potoana lasa efa dia filazam-potoana manakambana ny filazam-potoana lasa sy ny fanehoan-javatra efa ka ilazana asa na toetra nitranga alohanny asa na toetra niseho taminny fotoana lasa. Atao hoe filazam-potoana lasanny lasa ihany koa i ...

                                               

Roifantaka

Ny roifantaka dia hazo madinika mafy sy misy tsilo, isan ireo ataon ny Malagasy hoe roy. Maro ny zavamaniry antsoina amin ny hoe roifantaka, ka isan izany ireo mitondra anarana ara-tsiansa hoe Gymnosporia divaricata, Gymnosporia leptopus, Carissa ...

                                               

Cachan

                                               

Bienville

Ny Bienville dia tanàna ao aminny departementani Seine-et-Marne, ao Île-de-France, any Frantsa. Ny misy anny departementani Somme dia any avaratri Picardie.

                                               

Briot, Oise

Ny Briot dia tanàna ao aminny departementani Seine-et-Marne, ao Île-de-France, any Frantsa. Ny misy anny departementani Somme dia any avaratri Picardie.

                                               

Émile Mayrisch

                                               

Étienne Lenoir

Étienne Lenoir dia Mpamorona, injeniera mizaka ny zom-pireneni Frantsa, Belzika, Loksemborga teraka ny 12 Janoary 1822 tao Loksemborga ary maty ny 4 Aogositra 1900 tao Frantsa

Users also searched:

Home, home,

...

Encyclopedic dictionary

Translation

Home home

...
Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →