Топ-100

★ Free online encyclopedia. Did you know?



                                               

Roman Kroitor

Roman Kroitor dia talen-koronantsary, mpamoaka horonantsary, mpamorona mizaka ny zom-pireneni Kanada teraka ny 12 Desambra 1926 ary maty ny 17 Septambra 2012 tao Québec

                                               

Emilio Fernández

Emilio Fernández dia mpilalao, talen-koronantsary mizaka ny zom-pireneni Meksika teraka ny 26 Martsa 1904 tao Coahuila ary maty ny 6 Aogositra 1986 tao Mexico

                                               

Stuart Roosa

Stuart Roosa dia mpanamory sambon-danitra mizaka ny zom-pireneni Etazonia teraka ny 16 Aogositra 1933 tao Durango ary maty ny 12 Desambra 1994 tao Falls Church

                                               

1536

Jean de Léry. Juan de Fuca. Philibert de Bade. Jean Vauquelin de La Fresnaye. Caspar Olevian. Clément VIII. Vincenzo Campi. Jean Sarazin. Sadeddin. René II dElbeuf. Tenkai. Claude de La Châtre de La Maisonfort. Scévole de Sainte-Marthe 1536-1623. ...

                                               

Sonora, Kalifornia

37.9844444444°N 120.381666667°W  / 37.9844444444, -120.381666667 I Sonora, Kalifornia dia tanàna ao aminny faritany mizaka tenani, ao Etazonia. Ny kaodim-paositra dia 95370, 95373.

                                               

Larry J. Franco

Larry J. Franco dia mpamoaka horonantsary, talen-koronantsary mizaka ny zom-pireneni Etazonia teraka ny 5 %s 1949 tao Sonora, Kalifornia ary maty ny 5 4 1949

                                               

1504

Béatrice de Portugal 1504-1538. Matthew Parker. Catherine de Laval 1504-1526. Charles Estienne. Louise de Clermont. Giovanni Battista Giraldi. Jean de Dinteville. Toramasa Obu. Pietro Tagliavia dAragonia. Caspar Cruciger lAncien. Philippe Danfrie ...

                                               

1584

Chiara Varotari. Frédéric-Henri dOrange-Nassau. Philippe de Schleswig-Holstein-Sonderbourg-Glücksbourg. Pierre Aubert de Fontenay. Daniel Friderici. Mathieu Molé 1584-1656. Pacifique Du Plessis. André Duchesne. Willem van der Vliet. Gaspard III d ...

                                               

Fiteny bielôrosiana

Ny fiteny bielorôsiana dia fiteny ao amin ny vondrom-piteny slava atsinanana ao amin ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana. Tenenina ao Bielôrosia, izay amanao azy fiteny ôfisialy, ny fiteny belarosiana. Miteny azy koa ny ao Pôlônia sy ny ao amin ...

                                               

Fiteny okrainiana

Ny fiteny okrainiana dia iray aminireo fiteny efatra ao aminny sampana atsinananny vondrom-piteny slava, ao aminny fianakaviam-piteny indo-eoropeana, ka ny telo hafa dia ny fiteny belarosiana sy ny fiteny rosiana sy ary ny fiteny rosina. Fiteny o ...

                                               

Fiteny rosina

Ny fiteny rosina na fiteny rotena dia fiteny ao aminny fianakaviam-piteny slava atsinanana ikambananny fiteny rosiana sy ny fiteny okrainiana ary ny fiteny bielorosiana. Misy ny milaza fa fiteny mahaleo tena ny fiteny rosina, fa misy koa ny milaz ...

                                               

Fiteny iraisam-pirenena

Aminny heviny hentitra dia atao hoe fiteny iraisam-pirenena dia fiteny tsy ana firenena na iza na iza, ampiasaina aminny fifandraisana iraisam-pirenena eo aminny mpiteny avy aminny firenena samihafa, indraindray natokana ho aminizany, toy ny fite ...

                                               

Fiteny ofisialy

Ny fiteny ofisialy na teny ofisialy dia fiteny manana sata manokana voalazanny lalàm-panorenana na ny rijantenin-dalàna fa ampiasainny fitondram-panjakana sy ny fandraharahana ary ny fampianarana ao aminny firenena na fanjakana na fikambanana ira ...

                                               

Fiteny lojban

Ny fiteny lojban dia fiteny noforonina. Mifototra amina endrika lojika ny fitsipi-pitenenana ka izay no antony iantsoana anio fiteny io hoe "lojban" Nantomboky ny fikambanana Logical Language Group taminny 1987 ny fanamboarana sy ny fananganana i ...

                                               

Matoanteny andry

Ny matoanteny andry dia matoanteny ampiasaina hampitohizana ny lazaina aminny entimilaza. Maro ireo fiteny mampiasa matoanteny andry ka isanizany ny fiteny frantsay sy ny fiteny anglisy. rehefa tsy matoanteny ny teny ao aminny entimilaza. Ny fite ...

                                               

Fanehoan-javatra mifetra sy tsy mifetra

Ny fanehoan-javatra mifetra sy ny fanehoan-javatra tsy mifetra dia fanehoan-javatra ara-keviteny izay maneho fa ny fahafahanilay asa na toetra misy dia voafetra na tsy voafetra ara-potoana. Ny famerana dia efa ao aminny matoanteny na teny hafa at ...

                                               

Filaza (fitsipiteny)

Ny filaza dia toetra ara-pitsipiteny izay maneho ny fomba fihevitry ny mpiteny momba ny votoatinny zavatra lazainy aminny alalanny teny ka mety ho ny ahiahy ny aminny fahamarinanny zavatra lazaina na ny fisiana marinny zavatra lazaina na ny fahaf ...

                                               

Fanehoan-javatra (fitsipiteny)

Ny faneho na fanehoan-javatra dia toetra ara-pitsipiteny anananny teny aminny sokajin-teny sasany izay ahafahanny mpiteny maneho ny fomba fijeriny momba ny fivoaranny ny asa na ny toetra resahina ao aminny matoanteny na ny teny rehetra mety hatao ...

                                               

Alexis ani Rosia

I Michael I of Russia no rainy. Ny vadiny dia Maria Miloslavskaya, Natalya Naryshkina. Ny zanany dia Sophia Alekseyevna of Russia, Peter the Great, Tsarevna Natalya Alexeevna of Russia, Ivan V of Russia, Tsarevich Simeon Alexeyevich of Russia, Ts ...

                                               

Nicholas II ani Rosia

I Alexander III of Russia no rainy. Ny vadiny dia Alexandra Fyodorovna. Ny zanany dia Grand Duchess Olga Nikolaevna of Russia, Grand Duchess Tatiana Nikolaevna of Russia, Grand Duchess Maria Nikolaevna of Russia, Grand Duchess Anastasia Nikolaevn ...

                                               

Aleksandra II ani Rosia

I Nicholas I of Russia no rainy. Ny vadiny dia Maria Alexandrovna, Catherine Dolgorukov. Ny zanany dia Nicholas Alexandrovich, Tsarevich of Russia, Alexander III of Russia, Grand Duke Vladimir Alexandrovich of Russia, Grand Duke Alexei Alexandrov ...

                                               

Eugène Lourié

                                               

Alexander Hrennikoff

                                               

Mikhail Vartanov

Mikhail Vartanov dia talen-koronantsary, mpanoratra senariô mizaka ny zom-pireneni Firaisanny Repoblika Sosialista Sovietika, Rosia, Armenia, Etazonia teraka ny 21 Febroary 1937 tao Rosia ary maty ny 31 Desambra 2009

                                               

Dimitri Buchowetzki

Dimitri Buchowetzki dia mpilalao, talen-koronantsary, mpanoratra senariô mizaka ny zom-pireneni Rosia teraka ny 1 Janoary 1895 tao Rosia ary maty ny 1 Janoary 1932 tao Los Angeles

                                               

Ivan Pavlov

                                               

Natalia Makarova

                                               

Gega

Iray aminireo karazam-poko lehibe ao Albania, raha Toska ilay karazana iray. Mandrakotra ny tapany avaratri Albania izy ireo, ao Kosovo, Serbia atsimo, tapany atsinanani Montenegro, ary aminny tapany andrefani Masedoana ihany koa. Mbola mandàla n ...

                                               

Rezart Dabulla

                                               

Skerdilaid Curri

                                               

Foto Strakosha

                                               

Agustin Kola

                                               

Altin Haxhi

                                               

Altin Rraklli

                                               

Fatmir Vata

                                               

Bekim Balaj

                                               

Altin Lala

                                               

Kolë Idromeno

                                               

Nevil Dede

                                               

Sampam-piteny jermanika

Ny fiteny jermanika dia sampanny fianakaviam-piteny indo-eoropeana izay teraky ny proto-jermanika. Ny vahoaka jermanika, izay nonina tao aminny ampahany avaratra-atsinananny Empira romana taloha, no miteny azy hatraminizay nisiany. Maro ny zavatr ...

                                               

Fiteny romantsa

Ny fiteny romantsa dia fiteny tenenina any Soisa. Heverina fa eo aminny enina alina eo ho eo no isanny olona miteny io fiteny io, kely anefa izany isa izany raha oharina aminny isam-ponini Soisa, ka na dia izany aza dia manana sata teny ofisialy ...

                                               

Kianteny

Ny kianteny dia teny kely tsy miova endrika manana anjara asa tsy mitovy aminny anny tambinteny na ny mpampiankina na ny mpampitohy. Ny fiteny tsirairay dia samy manana ny kianteniny ary ny mpahay teny tsirairay dia samy manana ny zavatra ao amin ...

                                               

Anarana iombonana

Ny anarana iombonana dia anarana mety anondroana zavatra maro samihafa noho ny fanananireo zavatra ireo toetra iombonana. Ny ankamaroanny fiteny dia manavaka ny anarana iombonana aminny anaran-tsamirery. Mety hanana famaritana ankapobeny ny zavat ...

                                               

Filaza ifampiankinana

Ny filaza ifampiankinana dia endriky ny matoanteny izay ilazana zavatra heverina fa aneritreritra na nofinofy fotsiny ka mifanohitra aminny filaza tsotra izay enti-manambara zavatra heverina fa misy na mitranga marina. Tsy misy filaza ifampiankin ...

                                               

Frederick William Franz

I Frederick William Franz no filoha fahefatry ny Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania, izay fantatra aminny anarana hoe Vavolombeloni Jehovah. Izy no nandimby ani Nathan Knorr teo aminny maha filohanny fikambanana. Teraka taminny 1 ...

                                               

Matio

I Matio na Matio Levy dia isanireo Apôstôly roa ambinny folo nanaraka ani Jesosy Kristy. Araka ny lovantsofina kristiana dia izy no nanoratra ny Filazantsara voalohany ao aminny Testamenta Vaovao ao aminny Baiboly. Tsy mitonon-tena ho nanoratra n ...

                                               

ReninAndriamanitra

Ny anaram-boninahitra hoe ReninAndriamanitra dia anarana omenny Katôlika sy ny Ôrtôdôksa an i Maria renin i Jesoa. Izany anarana izany dia notapahin ny konsily tao Efeso tamin ny taona 431 nefa i Aleksandra avy any Aleksandria no nampiasa azy voa ...

                                               

Sekta

Ny sekta dia vondrona ara-pivavahana izay heverina ho manana fisainana mifanohitra amin’ izay ataonny maro ho marina na nifandovana hatramin’ ny nampisy ilay karazam-pivavahana. Azo lazana fa samy afaka manondro izay ataony hoe "sekta" ny fivavah ...

                                               

Lanitra (finoana)

Ny lanitra ao aminny fivavahana maro dia toerana misy ny fiainana mandrakizay ho anireo olom-boafidy aorianny fahafatesana. Indraindray ny lanitra dia atao hoe paradisa. Ny lanitra na ny paradisa dia toerana amalian-tsoa ireo olona nitondra tena ...

                                               

Katekisma

Ny katekisma na katesizy dia fampianarana ny tahirim-pampianaram-pinoana kristiana ampiasaina ho fitaovana fototra amin ny fitaizana ny ankizy sy ny tanora ary ny olon-dehibe mba hahalala ny hafatra kristiana sy hiaina araka ny maha kristiana azy ...

Users also searched:

Home, home,

...

Encyclopedic dictionary

Translation

Home home

...
Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →